Entrée aninkeheo
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Jereo anikeo []
Exemples 
1Maty masoandro aninkeheo no nandaozanay an' i Maroantsetra hianavaratra. [2.471]
2nilamina loatra" ny saiko aninkeheo azon' ny sigara, ka natory tsy satry aho. [2.285]
3Ary nanjary orana nahavonto lamba ilay erika aninkeheo, ka nahatsiaro nangatsiaka Zaka. [2.5]

Mis à jour le 2021/10/09