Entrée angidina
Partie du discours nom
Définition malgache bibikely lavalava vatana, manana elatra manify dia manify roa mifanaingina andaniny avy, ary manidintsidina eny ambony rano. (Ny ondrindrano izay mivelona any anaty rano no miofo ho angidina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a species of dragon-fly. Libellula sp. [Richardson 1885]
 a dragonfly [Hallanger 1973]
Définition française libellule [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Nom scientifique Libellula
Analogues  ondrindrano
Citations 

2015/12/27