|
|
|
|

Entrée (1/2)1  angamerana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 karazam-biby anaty rano izay mafy sy marokoroko ny hodiny, ka azo anaovana honkon' antsy, na varombom-pamaky na angady, ets. ; ny tendron-drambony aza dia fanao zaran' antsy. Atao hoe koa angamira izy. [1.10#A.243]
4 Anaram-biby any anaty rano, mafy hoditra [1.1]
Explications en anglais  5 [Provincial] [mira, equal.] Name of some animal of which the skin is imported to make knife-handles, rings, or ferrules [1.2]
Exemples  6  Nony ilay efa natory tsara iny ny olona, dia nesoriny ny angamerana niakanjoany [2.69]

Entrée (2/2)7  angamerana
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9 Anaran-kazon' ala vaventy, fanaovana sary sokitra, tongo-parafara (Vernonia merana) [1.1]
Explications en français  10 [Merina] (de angatra et merana) Brachylaena merana (Baker) Humbert (Asteraceae). En dépit de son nom, cet arbre n'est pas toxique. Il fournit un bois employé en construction. C'est quand on l'employait à la construction des tombeaux qu'il était nommé angamerana. [1.196]
Vocabulaire  11  Botanique: arbre
Synonymes  12 merana
Nom scientifique 

Mis à jour le 2026/02/04