| Entrée | 1 angady be lela | 
| Mots élémentaires | 2 angady, 3 be, 4 lela | 
| Partie du discours | 5 locution | 
| Explications en malgache | 6   angady lehibe ny lelany fakana tsy an-drariny, fahihirana maka amin' ny an' olona eo akaikin' ny an' ny tena: Nanao angady be lela tamin' ny taniko Rangahy iny ka tsy hamelako; tsy mampandry fangady: enti-milaza areti=mifindra lozantany izay mandripaka ny olona ka vizana foana ny angady mihady ny fasana [1.1] | 
| Autres orthographes | 7 fangadybelela | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |