|
|
|
|

Entrée1  angady
Radical  2  hady
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fitaovana enti-miasa tany, misy lelany vy lavalava maranitra ary zarany hazo, izay mazàna harahara, ka izany no mahatonga ny teny hoe harahara hoenti-milaza koa ny angady [1.1]
Explications en anglais  5  a spade. This word is evidently from the root hady, mangady being used in the provinces where mihady is used in Imerina. See fangady. [1.2]
6  a spade; [1.7]
Explications en français  7  bêche [1.8, 1.13]
Vocabulaire  8  Outils
Mots composés 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot angady

Mis à jour le 2023/05/16