|
|
|
|

Entrée1 anetsiny
Radical  2hetsy
Partie du discours  3 adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4ny fitenenana hoe "an-etsiny" dia diso ka tokony hatao hoe an-ketsiny, saingy iry diso no efa mahazatra, ka tonga manaviavia ity an-ketsiny. [1.10#H198]
Exemples  5 anetsiny maro ny Malagasy no naondrana namidy tany ivelany toy izany [2.508#481]
Autres orthographes  6an

Anagrammes  7 anetsiny, 8 tsy enina

Mis à jour le 2025/11/02