|
|
|
|

Entrée (1/2)1  anelanelany
Radical  2  ana, elanelana, -ny
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en français  4  [1.3#122] entre
5  [1.5] au milieu, entre deux choses
Exemples  6  Volenay eny anelanelany ka! [2.117#52]
7  Izaho no taho eto anelanelanareo [2.499#95]
8  Sosohana tsaramaso eny anelanelan' ny katsaka [2.445#91]
9  Lasa ery ny eritreriny amin'ny endriky ny volana eo anelanelan-taho [2.817]
10  Dia nisy havandra sy afo nifandrambondrambona tanelanelan' ny havandra [2.996#45.005.024]
11  Ary ny amin' ny teny nifanaovantsika izaho sy hianao dia indro fa anelanelako izaho sy hianao, mandrakizay, Iaveh [2.996#49.011.051]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :

Entrée (2/2)14  anelanelany
Radical  15  ana, elanelana, -ny
Partie du discours  16  nom
Explications en français  17  [1.13.fr#17] intermédiaire, intervalle
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot anelanelany

Anagrammes  19  anelanelany, elanelanina, ielanelanan, naelanelany, nielanelana

Mis à jour le 2020/07/31