|
|
|
|

Entrée (1/2)1  anelanelany
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en français  3  entre [1.3#122]
4  au milieu, entre deux choses [1.5]
Exemples  5  Volenay eny anelanelany ka! [2.117#52]
6  Izaho no taho eto anelanelanareo [2.499#95]
7  Sosohana tsaramaso eny anelanelan' ny katsaka [2.445#91]
8  Lasa ery ny eritreriny amin'ny endriky ny volana eo anelanelan-taho [2.817]
9  Dia nisy havandra sy afo nifandrambondrambona tanelanelan' ny havandra [2.996#45.005.024]
10  Ary ny amin' ny teny nifanaovantsika izaho sy hianao dia indro fa anelanelako izaho sy hianao, mandrakizay, Iaveh [2.996#49.011.051]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :

Entrée (2/2)13  anelanelany
Partie du discours  14  nom
Explications en français  15  intermédiaire, intervalle [1.13.fr#17]
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot anelanelany

Anagrammes  17 anelanelany, 18 elanelanina

Mis à jour le 2025/09/12