Entrée anefa
Partie du discours conjonction [liste complète]
Explications en malgache Teny mpampitohy, enti-milaza fifanoheran-kevitra, mitovy amin' ny kanefa sy nefa, saingy ny anefa tsy atao manomboka fehezan-kevitra fa atao eo aorian' ny teny iray na roa: Namely ny anao lahy; tsy nahavoa anefa ka hany hery nitsoaka [1.1]
Explications en anglais But (same as kanefa but used in slightly different ways) [1.7]
Explications en français Mais (même que kanefa mais s'emploie de façon un peu différente) [1.8]
Synonymes nefa ~ kanefa ~ kandrefa

Mis à jour le 2020/07/31