|
|
|
|

Entrée1  anefa
Partie du discours  2  conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  3 Teny mpampitohy, enti-milaza fifanoheran-kevitra, mitovy amin' ny kanefa sy nefa, saingy ny anefa tsy atao manomboka fehezan-kevitra fa atao eo aorian' ny teny iray na roa: Namely ny anao lahy; tsy nahavoa anefa ka hany hery nitsoaka. [1.1]
Explications en anglais  4 but (same as kanefa but used in slightly different ways). [1.7]
Explications en français  5 mais (même que kanefa mais s'emploie de façon un peu différente). [1.8]
Synonymes  6 kandrefa, kanefa, nefa

Mis à jour le 2025/10/31