Entrée |
 |
andron > andro
|
Partie du discours | |
nom
|
Définition malgache | |
[Bara]
masoandro, orana: Avy ñy andro [Rakotosaona 1972]
|
| |
Fotoana manelanelana ny misasak' alina anankiroa, na hoe adiny efatra amby roapolo: Nipetraka roapolo andro tany Antananarivo izahay ¶ Ny fotoana anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe ny fotoana manelanelana ny fipoirany sy ny filentehany, na hoe adiny roa ambin' ny folo (mifanohitra amin' ny alina): Fohy ny andro rehefa ririnina, fa ny alina kosa lava ¶ Taratry ny masoandro: Misakisaha fa tratran' ny andro ianao eo ¶ Fotoana nisehoan-java-dehibe, na nanjakana mpanjaka malaza iray: Amin' izao andron' ny baomba atomika izao ~ Efa nanomboka ny fandrosoana tamin' ny andron-dRadama rainy ¶ Ny fiainan' ny olombelona eto an-tany: Fohy ny andron' ny zanak' olombelona, hoy ny Soratra Masina ¶ Vintana: Ratsy andro, hono, itỳ zaza itỳ, araka ny filazan' ny mpanandro ¶ Toetran' ny habakabaka, ny rivotra, ny hafanana sy ny hatsiaka: Tsara ny andro androany fa manga ny lanitra ~ Mangatsiaka ny andro amin' ny ririnina ¶ Fotoana: Vary andro foana eto aho [Rajemisa 1985]
|
Définition anglaise | |
the day, the daytime; a period. [Mal. hari; Dyak andow.] [Richardson 1885]
|
| |
a day; an epoch or period
a great day; [Hallanger 1973]
|
Définition française | |
jour, temps [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire | |
Dérivations | |
Morphologie | |
andro
androko
andronao
androny
androntsika
andronay
andronareo
andron'
andron-
androm-
| |
|
Mots composés, titres, noms | |
|
Citations | |
Articles | |
|
Entrée |
 |
andron > andro
|
Partie du discours | |
nom
|
Définition anglaise | |
[Richardson 1885]
|
Définition française | |
action de se baigner, bain [Abinal 1888]
|
Dérivations | |
Morphologie | |
andro
androko
andronao
androny
androntsika
andronay
andronareo
andron'
andron-
androm-
| |
|
|
Entrée |
 |
andron > andro
|
Partie du discours | |
nom
|
Définition malgache | |
[Taisaka]
habokana [Rakotosaona 1972]
|
Définition française | |
[Taisaka]
lèpre [Deschamps 1936]
|
Vocabulaire | |
Morphologie | |
andro
androko
andronao
androny
androntsika
andronay
andronareo
andron'
andron-
androm-
| |
|
|