|
|
|
|

Entrée (1/2)1  androbe
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Betsimisaraka] karazana aretina izay torantorana foana
4  [1.1] Aretin-kozatra tsy fantatra antony na fiaviana, fa ny fisehoany no amantarana azy: miantso mafy ny marary, dia midaboka ary tsy mahatsiaro tena; rehefa avy henjana ny vatany rehetra dia manomboka mifanintona amin' izay izy; fanafody mampihena ny mangirifiry no misy fa tsy mahasitrana ny androbe tanteraka
Explications en anglais  5  [1.2] [be, great.] Epilepsy, so called because the attacks are supposed to come on in the middle part of the day.
6  [1.7] epilepsy
Explications en français  7  [1.8, 1.54] épilepsie
Vocabulaire  8  Santé
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot androbe

Entrée (2/2)10  androbe
Partie du discours  11  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  12  [1.78] [Betsimisaraka] antoandro

Mis à jour le 2020/07/31