|
|
|
|

Entrée1  andrianjahonoany
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  andriana, izaho
Explications en malgache  4  [1.1] Karazana masoivoho na olona itokisana tanteraka misolo tena ny mpitondra fanjakana any an-tany hafa ka ametrahany andraikitra lehibe, ary izay vitany dia ohatra ny tenany ihany no nanao azy
Explications en anglais  5  [1.2] [izaho, I, no ho any, will be there.] An agent.
Analogues  6  masoivoho

Mis à jour le 2025/07/29