| Entrée | 1 andriamborivory |
| Mots élémentaires | 2 andriana, 3 vorivory |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Mpaniaka mandidy tokana, izany hoe mandidy araka ny sitrapony.
6 mpanao jadona, mpanao teny tsy valiana, mpandidy tokana, mpandidy tsy zehena, tsy refesi-mandidy. [1.1] |
| Explications en français |
7 souverain, noble despote, violent.
[1.3#42] 8 Prince violent et despote. Sens général : agir par la force, avec violence, en abusant de sa puissance. [2.415#469] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|