Entrée andrefa
Partie du discours conjonction [liste complète]
Définition malgache  [Betsimisaraka, Tambahoaka, Tanala] nefa, kanefa [Rakotosaona 1972]
 jereo anefa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise nevertheless, though. Same as anefa, but not at the beginning of a sentence. [Richardson 1885]

Entrée andrefa
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache  [Tanala] nefa: Andriankoaby valakin'ny mitoloña andrefa Rainakoala valakin'ny milefa (Andriankoaby miady mafy nefa Rainimakaola mitsoaka mandositra) [Rakotosaona 1972]

2009/10/15