Entrée |
andravana
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Hira, zavamaneno sy dihy atao rehefa misy koranam-piravoravoana ao amin' ny fianakaviana; amin' ny foko sasantsasany, hira sy dihy nataon' ny mpiandry faty taloha mandra-pandevina, [Rajemisa 1985]
|
| [Sihanaka]
hira fanao raha miandry faty [Rakotosaona 1972]
|
Définition anglaise | singing or other diversions connected with funerals; playing without any thought. [Richardson 1885]
|
Dérivations |
|
Entrée |
andravana
(rava)
|
Partie du discours | verbe relatif
|
Morphologie |
andravana
andravako
andravanao
andravany
andravantsika
andravanay
andravanareo
andravan'
andravan-
andravam-
andrava-
| |
nandravana
nandravako
nandravanao
nandravany
nandravantsika
nandravanay
nandravanareo
nandravan'
nandravan-
nandravam-
nandrava-
| |
handravana
handravako
handravanao
handravany
handravantsika
handravanay
handravanareo
handravan'
handravan-
handravam-
handrava-
| |
|
|