| Entrée | 1 Andrangoloaka |
| Mots élémentaires | 2 rango, 3 loaka |
| Partie du discours | 4 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
| Exemples |
5 Tamy ny Rabodonandrianampoinimerina vao nisy olona nonina dia mianatsimo any andrangoloaka.
[2.48]
6 Setrasetra mba tian-katao ve, hono, sa zafikelin' andrangoloaka ka tsy afaka amin' ny kao-drazana? [1.298] |
| Vocabulaire | 7 Géographie: monts, vaux |
| Mis à jour le 2024/12/21 |
|