|
|
|
|

Entrée1  anavahana
Partie du discours  2  verbe relatif
Radical  3  avaka
Explications en anglais  4  [1.2]
Explications en français  5  [1.3#67]
Exemples  6  [2.606#105] Ny fotoana anaovana azy, amin'ny alina maty masoandro ihany sisa no anavahana sy anajana ny olobe.
7  [1.320#] manome hasina ny fiainam-piaraha-monina, tsy misy fanavakavahana ara-paritra, ara-piaviana, ara-poko, ara-pinoana, ara-pirehan-kevitra politika, ary tsy anavahana ny lahy sy ny vavy.
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12