Entrée | 1 anava |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 ava |
Explications en malgache |
4 [1.78] ambany amin'ny rano [Betsimisaraka]
5 [1.78] any amin'ny alehan'ny rano [Sihanaka] 6 [1.13] ilazana ny mivalana avy eo amin'ny toerana iray |
Explications en français |
7 [1.13] en aval |
Exemples |
8 [2.508#] Ny tarika faharoa dia nidina ny sahan'i Sambirano, nijanona kely tao Sambirano anava dia niampita nankany Nosy Komba sy Nosy Be.
|
Vocabulaire | 9 Géographie: (en général) |
Antonymes | 10 anadrea |
Analogues | 11 fivalanana |
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot anava |
Anagrammes | 13 anava, 14 avana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |