|
|
|
|

Entrée (1/2)1  anarana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy: Rabe no anaran' ny rahalahiko ~ Akondro no anaran' itỳ voankazo itỳ
sokajinteny
4  [1.13] iray amin'ny sokajin-teny, fomba fiantsoana
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] name
6  [1.2] appellation, honour. (Sunda, etc., ngaran.): Tsy manana anarana izy (He is of no moment, or of no rank)
Explications en français  7  [1.8, 1.13] nom
8  [1.13] dénomination
Vocabulaire  9  Linguistique
Morphologie 
10  Simple :
Mots composés 
Toponymes 
Titres  16  Anarana (Rapatsalahy Paul)
17  Anaran' ny Biby sy Zavamaniry fahita andavanandro (Rakotomalala Daniel)
18  Fomban' anarana malagasy (Andriamanana Félix)
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot anarana

Entrée (2/2)20  Anarana
Partie du discours  21  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Mots élémentaires  22  anarana
Auteur  23  Rapatsalahy Paul
Editions  24  Edisiona Takariva. 1981. Hauteur: 16cm. Largeur: 11.5cm. Pages: 20.

Anagrammes  25  ananara, Anarana, anarana, aranana

Mis à jour le 2025/05/27