|
|
|
|

Entrée (1/2)1  anarana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy: Rabe no anaran' ny rahalahiko ~ Akondro no anaran' itỳ voankazo itỳ.
4 (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy). [1.1]
5 iray amin'ny sokajin-teny, fomba fiantsoana. [1.13]
Explications en anglais  6 name. [1.2, 1.7]
7 appellation, honour. (Sunda, etc., ngaran.): Tsy manana anarana izy (He is of no moment, or of no rank). [1.2]
Explications en français  8 nom. [1.8, 1.13]
9 dénomination. [1.13]
Morphologie 
10  Simple :
Vocabulaire  11  Linguistique
Tous les mots composés  12  20 combinaisons de ce mot
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)14  Anarana
Mots élémentaires  15 anarana
Partie du discours  16  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Auteur  17 Rapatsalahy Paul
Editions  18  Edisiona Takariva. 1981. Hauteur: 16cm. Largeur: 11.5cm. Pages: 20.

Anagrammes  19 Anarana, anarana, 20 aranana

Mis à jour le 2025/11/10