|
|
|
|

Entrée1 anaram-bosotra
Mots élémentaires  2anarana, 3vosotra
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5fanampy na solon' anarana napetaky ny olona ho kivazivazy na vosobosotra ary dia raikitra; tsy tena anarana fa anarana napetaka atao fiantsoana olona indrindra, izay mazana nanomboka tamin' ny vazivazy na vosobosotra. [1.1]
Explications en français  6a nickname. [1.8]
7sobriquet, surnom. [1.8]

Mis à jour le 2025/09/12