Entrée anamalaho (anana, laho)
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan' anana masiatsiaka sy mafanafana ary anisan' ny be mpitia raha ampiarahina amin' ny anana maro, toy ny anamamy, anantsonga, ravim-boatavo
¶ Raha hanina maitso ary manta ny anamalaho dia manome vitamina C (Spilanthes oleraces)
¶ Misy karazany maro ny anamalaho: anamalahobe, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalahonkova, anamalahovavy [Rajemisa 1985]
Explications en anglais Esculent herbs, of which there are several species. See anamalahobe, anamalahokely, etc. [Richardson 1885]
 a strong aromatic leafy vegetable [Hallanger 1973]
Explications en français herbe potagère au goût aromatique amer [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Nom scientifique Spilanthes oleraces
Analogues  anamalahoala ~ anamalahobe ~ anamalahokely ~ anamalahombazaha ~ anamalahonkova ~ anamalahovavy
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31