|
|
|
|

Entrée1  anamalaho
Mots élémentaires  2 anana, 3 malaho
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Karazan' anana masiatsiaka sy mafanafana ary anisan' ny be mpitia raha ampiarahina amin' ny anana maro, toy ny anamamy, anantsonga, ravim-boatavo.
6 Raha hanina maitso ary manta ny anamalaho dia manome vitamina C (Spilanthes oleraces).
7 Misy karazany maro ny anamalaho: anamalahobe, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalahonkova, anamalahovavy. [1.1]
Explications en anglais  8 Esculent herbs, of which there are several species. See anamalahobe, anamalahokely, etc.. [1.2]
9 a strong aromatic leafy vegetable. [1.7]
Explications en français  10 herbe potagère au goût aromatique amer. [1.8]
Exemples  11  Ary ny anamalaho sy ny Ambiaty koa dia toa tsy misy fitoviany akory raha araka ny fijerintsika azy, nefa miray toko izy roa. [1.357#]
12  Tsy nisy nataotao foana ny zavatry ny fiainana fahiny, ary nankatoavina, ka nanjary anamalaho sy havozo teo amin' ny fiainana [2.245#]
Vocabulaire  13  Botanique: herbe
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  15 amolahana, 16 anamalaho, 17 hamaolana, 18 mahaolana

Mis à jour le 2025/11/02