|
|
|
|

Entrée1  anamafaitra
Mots élémentaires  2  anana, mafaitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Karazan' anana saika toy ny anamamy ngita kely, saingy mangidy aoka izany [1.1]
Explications en anglais  5  An esculent herb. Solanum nigram, L. [1.2]
Exemples  6  Fady ny Rafantaka: ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an- tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ; ny anandrambo. [2.48]
Vocabulaire  7  Botanique: herbe
Citations  8  Textes citant anamafaitra

Mis à jour le 2024/08/13