|
|
|
|

Entrée1 anamafaitra
Mots élémentaires  2anana, 3mafaitra
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5Karazan' anana saika toy ny anamamy ngita kely, saingy mangidy aoka izany. [1.1]
Explications en anglais  6An esculent herb. Solanum nigram, L.. [1.2]
Exemples  7 Fady ny Rafantaka: ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an- tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ; ny anandrambo. [2.48]
Vocabulaire  8 Botanique: herbe
Citations  9 Textes citant ce mot

Mis à jour le 2025/09/12