| Entrée | 1 anamadinika | 
| Mots élémentaires | 2 anana, 3 madinika | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Anarana iombonana ilazana ireo anana samihafa maniry ho azy eny an-tsisin-tanimboly, toy ny anampatsa, anantarika, anantsinahy... (Ireo anana tena famboly: anamamy, anantsonga... dia tsy mba natao ho anisany) [1.1] | 
| Explications en français | 6   (de anana = herbe comestible, et madinika = ténu, très petit). Nom collectif de plusieurs petites herbes spontanées, rudérales, qu'on fait cuire pour assaisonner le riz : voir anampatsa, anantarika et anatsinahy. [Merina]
 [1.196] | 
| Vocabulaire | 7 Botanique: légume | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |