Entrée |
ampovoany
(any, fo, voa, -ny)
|
Partie du discours | nom ou adverbe
|
Explications en anglais | In the midst of, in the centre of, in the middle of, amidst [1.2]
|
Explications en français | Le milieu, le centre Au milieu, au centre [1.3]
|
Exemples |
1 | Onisoa ao ampovoany, Vohidahy no renivohitra;
[2.508]
|
2 | Nony tonga teo ampovoany, hono, dia nilentika tampoka ny lakana.
[2.499]
|
3 | Fa ny any ampovoany, izay maty maty, izay velona velona, fa tsy misy hizaha sy hanome fanafody any.
[2.472]
|
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Analogues |
anivo |
|