Entrée afovoany (a-, fo, voa, -ny)
Partie du discours adverbe [liste]
Définition anglaise In the midst of, in the centre of, in the middle of, amidst [Richardson 1885]
 in the middle [Hallanger 1973]
Définition française au milieu, au centre [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Définition française milieu
¶ afovoany atsimo: centre-sud [SLP: Voambolana]
Exemples 
1Nisy lalambe namakivaky teo afovoany. [Ravelomanana: Lalana, page 19]
2Teo afovoany kosa nisy mpanjaka iray tsy nanaiky. [Fagereng: Tantara, page 27]
3Ary eo afovoany ny Rova izay nisy ny Lapan'i Manjakazafy. [Randriamamonjy: Tantara, page 341]
Vocabulaire 
Dérivations 
Synonymes ampovoany
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot afovoany (1): Ambohitrafovoany
Analogie  anivo

2017/10/22