Entrée am-po tsy miloaka
Mots élémentaires ampo ; tsy ; miloaka
Partie du discours locution
Explications en anglais In one's secret thoughts [1.7]
Explications en français Dans son fort intérieur [1.8]
Exemples 
1Tsy fantatra raha nifankalala ny tany am-po tsy miloaka izy na tsia. [2.472]
2lasa tokoa ianao Ravokatra, lehilahy nampiadana anay mianakavy kely" hoy ny vetsovetsony am-po tsy miloaka. [2.470]

Mis à jour le 2023/11/20