|
|
|
|

Entrée1  am-pitotoam-bary
Radical  2  any, toto, vary
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana fitotoam-bary iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 2 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny [1.1]
Vocabulaire  5  Temps
Proverbes  6  Proverbes contenant le mot am-pitotoam-bary

Mis à jour le 2020/07/31