Entrée | 1 ampifandanjaina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 lanja |
Morphologie |
|
Exemples |
7 [2.4] Raha ampifandanjaiko ny faniriako sy ny tsy faniriako hody, toa ny tsy faniriana no mavesatra kokoa, nefa tsy tombon-danja ampy hanapahako hevitra avy hatrany izany/
8 [4.27] Tsy maintsy ampifandanjaina ny fampandrosoana ny faritra mba hanamafisana ny firaisam-pirenena. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |