Entrée ampamatoran-janak' omby (fatotra, zanaka, omby)
Partie du discours locution
Explications en malgache Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana famatorana zanak' omby iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 3 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31