Entrée | 1 ampahibemaso |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Mots élémentaires | 3 fahitra, be, maso |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
6 [1.1] Ankarihary, anoloan' ny olona rehetra ary tsy afinafenina: Tsy niafinafina akory izy nanao izany fa teo ampahibemaso teo. |
Explications en anglais |
7 [1.2] publicly, openly A public place. Lit. an ox-pit where many eyes can see. See fahitra |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |