Entrée amoriana (vory)
Partie du discours verbe relatif
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Hoy ny mpitana hazomanga: «Ny antony amoriana anareo fokonolona dia maty Ranona. [2.436]
2Koa zava-dehibe vitsivitsy no amoriana anareo havan' Andriana, ianareo Andriambaventy sy miaramila ary ny vahoaka tsy an-kanavaka ankehitriny, eto Andohalo. [2.528]
Morphologie 
Présent : amoriana, amoriako, amorianao, amoriany, amoriantsika, amorianay, amorianareo, amorian', amorian-, amoriam-, amoria-
Passé : namoriana, namoriako, namorianao, namoriany, namoriantsika, namorianay, namorianareo, namorian', namorian-, namoriam-, namoria-
Futur : hamoriana, hamoriako, hamorianao, hamoriany, hamoriantsika, hamorianay, hamorianareo, hamorian', hamorian-, hamoriam-, hamoria-
Impératif : amorio

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20