Entrée amontana
Partie du discours nom
Définition malgache Hazo lehibe midoroboka, mitovitovy amin' ny aviavy saingy ny raviny no lehibe sy matevina kokoa, ny voany boribory sahala habe amin' ny ankiben-tongotra. Ny amontana sy ny aviavy dia fahita fahizay tamin' ny tanàna nonenan' andriana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise large trees, of which there are amontambavy and amontandahy. The milky juice is boiled and made into bird-lime. Ficus Baroni, Baker, and Ficus trichophlebia, Baker. [Richardson 1885]
 a large tree of the fig family [Hallanger 1973]
Définition française grand arbre, espèce de figuier, sycomore [Hallanger 1974]
Définition française  [Merina] (complication orthographique superflue de amonta). Ficus baronii Baker (Moraceae). L'un des arbres sacrés des ancêtres malgaches. Symbole de la terre ancestrale et de la maternité (par son latex). Il était planté dans tous les enclos des palais royaux et seigneuriaux. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Ficus baronii
Synonymes amontambavy ~ amontandahy
Analogues  aviavy
Exemples 
1Isa ny amontana, Roa ny aviavy, Telo fangady, Efa-drofia, Dimy emboka. [Dahle: Angano, page 252]
2Koa nihazakazaka nialoha izy, dia nianika amontana anankiray hitazana azy, fa eo no handalovany. [Baiboly: 49.19.4]
3ka raha, sanatria, misy danik' andro mandoro azy avy any dia ialahy no amontana hialokalofany eto. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 34]
Citations 

2019/08/17