| Entrée (1/2) | 1 ambonivohitra |
| Mots élémentaires | 2 ambony, 3 vohitra |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Renivohitra na tanàn-dehibe mifanahatahaka amin' ny renivohitra: Mandany be izany mivelona atỳ ambonivohitra izany.
6 Ny tena ao anatin' ny faritry ny tanàna: Mizara ho fokontany maro Antananarivo ambonivohitra. 7 Ny olona mponina an-tanàn-dehibe, izay atao koa hoe Tambonivohitra: Hita ihany ny maha-ambonivohitra anareo, Randria: tsy mivoaka raha tsy mikiraro. [1.1] |
| Explications en anglais |
8 The dwellers in the town as distinguished from ambanivohitra.
[1.2] |
| Explications en français |
9 citadins de la capitale, rang des villes ou villages assimilés à la capitale.
[1.3#30] |
| Exemples |
10 "Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra:
[2.48]
11 Voalohany dia tsara raha atambatra ho iray ny sata roa manavaka ny ambanivohitra sy ny ambonivohitra. [4.27#] |
| Vocabulaire | 12 Géographie: (en général) |
| Antonymes | 13 ambanivohitra |
| Entrée (2/2) | 14 ambonivohitra |
| Partie du discours | 15 nom |
| Explications en anglais |
16 the dead not yet buried.
[1.2] |
| Explications en français |
17 se dit des défunts dont la mort est déclarée en attendant les honneurs de la sépulture.
[1.3#30] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|