Entrée Ambohitantely (vohitra, tantely)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste]
Exemples 
1Ingahy Ravelojaona no mpitandrina tao Ambohitantely. [Ravelomanana: Lalana, page 26]
2tamy ny Andrianjaka, ao Ambohitantely ao Ambatomasina, andrefan' Ambohitantely, vato n' Andrianjaka; [Callet: Tantara, page 512]
3nisy fiangonan'ny mpiadidy ny kamboty tao amy ny trano fiangonana ao Ambohitantely, ka maro no tafavory tamin'izany, nany lehilahy; [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 184]
Vocabulaire 
Toponymie vohitra, tantely
Illustrations 

2016/11/15