Entrée amboalambokely (amboa, lambo, kely)
Partie du discours nom
Explications en malgache Bibikely fahita eny ambony vato na anaty voankazo, misy motiny roa mifaingoka toa tandra kely eo anilan' ny kibony (halavany: 3 sm.) [1.1]
Explications en anglais [kely, little.] A species of earwig. [1.2]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31