|
|
|
|

Entrée1  amboalambokely
Mots élémentaires  2 amboa, 3 lambo, 4 kely
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6 Bibikely fahita eny ambony vato na anaty voankazo, misy motiny roa mifaingoka toa tandra kely eo anilan' ny kibony (halavany: 3 sm.) [1.1]
Explications en anglais  7 [kely, little.] A species of earwig. [1.2]
Vocabulaire  8  Zoologie: invertébrés

Mis à jour le 2025/09/12