|
|
|
|

Entrée1  amboalambo
Partie du discours  2  adjectif
Mots élémentaires  3  amboa, lambo
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.78] [Betsileo] fetsy ratsy, karilahy janga, jejo: Ny miaraka amin'ny fetsy dia fetsy koatsy maha karilahy
6  [1.1] Olona mivelona amin' ny hafetsifetsen-dratsy
Explications en anglais  7  [1.2] A man who lives by trade, but never works; one who eats the fat of the land from what he has got in trade; the name given by the Sakalava to the Hova.
Explications en français  8  [2.415#6410] Chien sauvage: se disait des mauvais sujets
9  [1.3#28] chevalier d'industrie, un fainéant de mauvaise moeurs
Exemples  10  [2.643#] Tsy haiko, fa amboalambo mahery maso be iny moa izy ka.
11  [2.69#] Telo no amboalambo : ny iray mpiasa, ny iray mpihinan-kena, ary ny iray jiolahy.
12  [1.437#] ka raha misy ratsiratsy íiasa ialahy isany, roabinay mihitsy tsy avelanay honina amin' ity tany ity fa amboalambo izany.
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot amboalambo

Mis à jour le 2025/08/10