Entrée amboalambo (amboa, lambo)
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsileo] fetsy ratsy, karilahy janga, jejo: Ny miaraka amin'ny fetsy dia fetsy koatsy maha karilahy [Rakotosaona 1972]
 Olona mivelona amin' ny hafetsifetsen-dratsy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise A man who lives by trade, but never works; one who eats the fat of the land from what he has got in trade; the name given by the Sakalava to the Hova. [Richardson 1885]
Citations 

2012/10/18