|
|
|
|

Entrée (1/2)1  amboadia
Mots élémentaires  2 amboa, 3 dia
Partie du discours  4  nom
Explications en anglais  5 [dia, wild.] A dog run wild. [1.2]
6 a wild dog; a wolf [1.7]
Explications en français  7 chien sauvage; loup [1.8]
Exemples  8  Ary niara-nisotro teo an-doharano ny amboadia sy ny zanak' ondry, sady niara-niriaria teny amoron-ony ny ombimanga sy ny tokandia. [2.5]
Vocabulaire  9  Zoologie: mammifères
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot
Article  11 Randzavola: amboadia ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)12  amboadia
Mots élémentaires  13 amboa, 14 dia
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16 [Betsimisaraka] kilalaon'ny ankizy (misy manao reny miaro ny zanany marobe ka ny iray kosa manao ambodia masiaka) [1.78]
Vocabulaire  17  Jeu

Mis à jour le 2026/02/20