Entrée | ambin-jaza | |
Mots élémentaires | amby ; zaza | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Zaza teraka taorian' ny nizarana ny fananana amin' ireo zokiny talohany Izay tsy tiana amin' ny zanaka rehetra ao an-trano, zaza iangarana [1.1] | |
Explications en anglais | A child less loved by the family than the other children. [1.2] | |
Explications en français | Enfant qui nait après le partage des biens entre ses ainés; le moins aimé, le moins favorisé des enfants [1.3] | |
Mis à jour le 2023/04/20 |