|
|
|
|

Entrée1 ambim-bava
Mots élémentaires  2amby, 3vava
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5Zavatra tsy lany ka tehirizina; tahiry: Mba omeo ny mahantra ny ambim-bavanao. [1.1]
6vokatra tsy lany rahefa avy nihinanana ara-dalàna. [1.13]
Explications en anglais  7a surplus of food or other things. [1.7]
Explications en français  8le reste après les frais d'entretien payés; biens concédés pour vivre et revenant à leur maître à la mort de l'usufruitier; l'excédent du traitement, du revenu non dépensé au bout de l'année, etc.. [1.3]
9excédent de nourriture et d'autres choses. [1.8]
10surplus. [1.13]
Exemples  11 Noho izany dia hisy ambimbava mitentina. [1.384#]
12 Ny banga na ny ambimbava amin' ny teti-bolam-panjakana dia avy amin' ny vola miditra nanalana ny vola mivoaka amin' ny fandaniana mahazatra ataon' ny Fanjakana foibe. [4.27#]
Vocabulaire  13 Economie: finances, gestion

Mis à jour le 2025/10/11