Entrée ambavany
Partie du discours nom
Définition française  [Sakalava] Bise de direction Sud-Est / Nord-Ouest [David 1952 (takila A)]
Vocabulaire 

Entrée am-bavany (ana, vava)
Partie du discours forme morphologique du mot am-bava
Exemples 
1Tsy nisy fakana ambavany nialoha koa. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 181]
2Ny fakana am-bavany teo anatrehan' i Anasy. [Randzavola: Baiboly, page 483]
3Soro-bary an-tsotro ka samy miady fo izay ho any am-bavany. [Rinara 1974]
4Tokony ho langilangy no nahavoa azy, fa nivoaka tao an' orony sy ambavany ny ra. [Rajohanesa: Kintana]

2017/03/01