Entrée (1/2) | 1 ambatrambatra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Radical | 3 ambatra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra |
Synonymes | 5 ambatra |
Entrée (2/2) | 6 ambatrambatra |
Partie du discours | 7 adjectif |
Explications en malgache |
8 [1.78] matsatso, zavatra tsy misy tsirony na koa tsy dia matsiro loatra [Betsimisaraka]
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |