Entrée ambatra
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [Rajemisa 1985]
Explications en anglais tongue-tied. [Richardson 1885]
Dérivations 
Synonymes ambatrambatra

Entrée ambatra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] fandri-pody, fandrika atao eo an-tanimbary mba hisamborana ireny vorona mandratra ny vary ireny [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2020/07/31