|
|
|
|

Entrée1  ambanilanitra
Mots élémentaires  2  ambany, lanitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Teny na anarana nilazana fahizay ny mponina rehetra tsy an-kanavaka eran' ny fanjakana (hita araka ny fiforonan' ny teny fa malalaka lavitra ny faritry ny ambanilanitra noho ny ambaniandro na ambanimasoandro satria midadasika kokoa ny lanitra noho ny masoandro)
Explications en anglais  5  [1.2] [lanitra, the heavens.] The whole of the subjects of the sovereign, -- nobles, Hova, and slaves.
Titres  6  Ny isan-jato sy isan' arivo nanisan-dRadama I, Mpanjaka tamin' Imerina Ambanilanitra (Rainianjanoro)
Proverbes  7  Proverbes contenant le mot ambanilanitra

Mis à jour le 2023/12/12