Entrée | 1 ambaniandro |
Mots élémentaires | 2 ambany, andro |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Teny nilazana ny vahoakan' ny mpanjaka teto Imerina fahizay, afa-tsy ny andriana sy ny andevo Hova, bemihisatra, folovohitra |
Explications en anglais |
5 [1.2] [andro, the day.] The name given to the Hova by the other tribes; the Hova. 6 [1.7] the Merina people (used mainly by other tribes) |
Explications en français |
7 [1.8] les habitants de l'Imerina (usité surtout par les autres tribus) |
Synonymes | 8 ambanimasoandro |
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot ambaniandro |
Anagrammes | 10 ambaniandro, andramboany, andrimbanao, andrinamboa, andrombanay |
Mis à jour le 2023/12/12 |